Teny iditra voahevaheva (hevaheva (heva))
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay élevé au-dessus du sol [Abinal 1888]
Ohatra Amin' ny ondralahy fanokanana, amin' izay anjaran' i Aarona sy amin' izay anjaran' ny zanany, dia hohamasininao izay efa voahevaheva sy izay efa voasandratra, dia izao avy: ny tratra voahevaheva sy ny soroka voasandratra [Baiboly]

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/19