|
|
|
|

Teny iditra1  hevi-jaza
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Filôzôfia
Fanazavàna teny malagasy  4  Fisainana maivana sy mibirioka sady tsy voadinika tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Pensée, projets puérils [1.3#243]
Tovy hevitra  6  hevi-behivavy#mg.ex
Singan-teny  7  hevitra, zaza

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/25