Teny iditra | hevi-poana (hevitra, foana) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | hevitra tsy azo tanterahina sy tena kitoatoa na dia tsara henoina aza [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | foolish thoughts, lit. an empty thought. [Richardson 1885] | |
Voambolana | Filôzôfia | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |