Teny iditra hezaina (heza)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana heza: Tsy nohezainao tsara angaha ity lamba ity no niofo vetivety [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : hezaina, hezaiko, hezainao, hezainy, hezaintsika, hezainay, hezainareo, hezain', hezain-, hezaim-, hezai-
Ny lasa : nohezaina, nohezaiko, nohezainao, nohezainy, nohezaintsika, nohezainay, nohezainareo, nohezain', nohezain-, nohezaim-, nohezai-
Ny hoavy : hohezaina, hohezaiko, hohezainao, hohezainy, hohezaintsika, hohezainay, hohezainareo, hohezain', hohezain-, hohezaim-, hohezai-
Filaza mandidy : hezao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20