Teny iditra | ![]() |
heza |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Ranon-davenon' ahitra nodorana natao hampandaitra ny loko amin' ny lamba. [Rajemisa 1985] | |
Sampanteny | aheza, anezana, faneza, fanezana, hezaina, mahaheza, maneza, mpaneza, voaheza | |
Teny iditra | ![]() |
heza |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | [Tambahoaka] vony manopy mena (mena+vony) [Rakotosaona 1972] | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny Loko | |
Fifanahafana | haboka | |
Nohavaozina tamin' ny 2015/12/07 |
![]() |