|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsy fahazoa-nofo, fahamaimainana, tsy fisiana tavy, toa taolana fotsiny: Ny tavy no mifanohitra amin' ny hia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  leanness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  maigreur [1.3, 1.8]
6  ténuité [1.3]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)11  hia
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  pluie qui ne cesse de tomber. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  14  Haitoetrandro

Teny iditra (3/3)15  hia
Sokajin-teny  16  tenim-piontanana
Fanazavàna teny malagasy  17  Teny entina manakora ny hafa, sakoa izay: Hia! Manao ahoana izany voa! [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  18  Ny tenim-piontanana rehetra

Fivaditsoratra  19  ahi-, hia, iha

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/25