|
|
|
|

Teny iditra1  hidiana
Fototeny  2  hidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  (varavarana) Asiana hidiny, izany hoe tanana amin' ny batana amin' ny alalan' ny fanalahidy na karetsaka, mba tsy ho afaka hivoha: Efa nohidianao ve ny varavarankely any an-tany?
5  (zavatra) Atao ao anaty toerana mihidy: Nohidiany tao anaty vata ny firavany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to be closed, to be locked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  qu'on ferme à clé ou avec une barre [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20