|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hidio
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hidiana [Fitanisana]
Ohatra  3  [2.472] Ividiano gadanà ny vatako, hidio ary tahirizo any amin' ialahy ny fanalahidy.
4  [2.131] hidio ny trano Ramatoa fa izaho handry any aminay
Fototeny  5  hidy

Teny iditra (2/2)6  hidio
Sokajin-teny  7  ho avin' ny matoantenin' ny mpanao midio
Fototeny  8  dio

Fivaditsoratra  9  hidio, hiody

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19