Teny iditra hidio (hidy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hidiana [fitanisana]
Ohatra 
1Ividiano gadanà ny vatako, hidio ary tahirizo any amin' ialahy ny fanalahidy. [2.472]
2Hidio ny trano Ramatoa fa izaho handry any aminay [2.131]

Teny iditra hidio (dio)
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny mpanao midio

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31