Teny iditra | 1 hidivava |
Singan-teny | 2 hidy, vava |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] anaran' ny farantsa volafotsy taloha, toy ny hoe: tsanganolona, mandrihavia, sns |
Ohatra |
5 nanasina amy ny hidivava Ambohimanambola ny Prime Minister nanao ny anambaniandro io ariary telo io [2.59#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |