Teny iditra | 1 hihetsika ny razana taona ito |
Singan-teny | 2 mihetsika, razana, taona, ito |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fanambarana fa hamono lamba na hamadidrazana amin' ity taona ity |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |