Teny iditra | 1 hihisana |
Fototeny | 2 hihy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Alana ny hodi-maleminy: Hihiso ny mangahazo fa maika hohandroina (katsaka) kikisana ny voany hiala amin' ny babiny: Hihiso ity katsaka ity |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny hihisana io |
Fivaditsoratra | 10 hahasiny, hahisany, hahisina, hanihisa, hanisiha, hasahiny, hihasina, hihisana, hisahian, hisaihan, hisiahan, nihasahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |