|
|
|
|

Teny iditra1  himpina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpina ny tokotany
Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpina ny isan' ny mpianatra
Tsipelina hafa  4  himpona
Mpanahaka  5  feno hika, hipoka, hivoka, hiboka

Fivaditsoratra  6  hanim-py, himpina, mpanihy, nipiham, pihinam

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31