Teny iditra | 1 himpona |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpona ny tokotany 4 Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpona ny isan' ny mpianatra [1.1] |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 6 himpina |
Mpanahaka | 7 feno hika, hipoka, hivoka, hiboka |
Fivaditsoratra | 8 himpona, nahim-po |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |