Teny iditra hinaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikapohana mafy tsy misy fangorahana na amin' ny hazo na amin' ny karavasy [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra hinakinaka

Teny iditra hinaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Sady lehibe no matavy, botrefona [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra hinakinaka

Teny iditra hinaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] grand marais, marais couvert de joncs. § heniheny. [David: Dialectes (takila I)]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31