|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hinaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fikapohana mafy tsy misy fangorahana na amin' ny hazo na amin' ny karavasy
Tovy hevitra  4  hinakinaka

Teny iditra (2/3)5  hinaka
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Sady lehibe no matavy, botrefona
Tovy hevitra  8  hinakinaka

Teny iditra (3/3)9  hinaka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.19] [Tankarana] grand marais, marais couvert de joncs. § heniheny.

Fivaditsoratra  12  hakain, hakany, hany ka, hinaka, nahika, nakahy, nihaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21