Teny iditra | 1 hinjihinjy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Firidiridiana na fihenjanana tsy milefitra; fijoroana mahitsy ary tsy mihetsika |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] raideur, raidissement, tension |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |