Teny iditra mihinjihinjy (hinjihinjy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihinjitra, henjana: Loza fa nihinjihinjy foana teo ny sandriny
¶ Mampihenjana ny tena ka mampiridiridy azy: Nihinjihinjy toy ny maty ilay marary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be rigid, to be stiff [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être rigide, raide [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihinjihinjy
nihinjihinjy
hihinjihinjy
mihinjihinjia
Ohatra Ny olona rahefa tifirina, hoy izy nanohy, raha vao bala iray no mahavoa azy, mihinjihinjy eo am-pitsanganana eo aloha izy, fa tsy mianjera avy hatrany. [Andraina: Mitaraina, takila 248]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/07