Teny iditra | 1 hipoka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza toerana feno tanteraka ka tsy misy azo anisihana olona na zavatra intsony (matetika no entina manamafy ny hevitry ny teny hoe feno izay atao eo alohany izy) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] full, crammed |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] comblé, bondé |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 ahipok, hapiko, hipoka, kapohi, kapohy, kopahi, kopahy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |