|
|
|
|

Teny iditra1  hiram-piangonana
Singan-teny  2  hira, fiangonana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ilazana ny hira atao ho fiderana an' Andriamanitra, ka any antrano fivavahana indrindra no fanaovana azy [1.1]
Tovy hevitra  5  hira masina

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14