Teny iditra hira masina
Singan-teny hira ; masina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny hira atao ho fiderana an' Andriamanitra, ka any antrano fivavahana indrindra no fanaovana azy [1.1]
Ohatra na antsa sy rary, hiramasina, fanononana tonom-bavaka iantsoana ny Zanahary sy ny razana ary ny tany masina. [2.508]
Tovy hevitra hiram-piangonana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14