Teny iditra | hiram-piangonana | |
Singan-teny | hira ; fiangonana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny hira atao ho fiderana an' Andriamanitra, ka any antrano fivavahana indrindra no fanaovana azy [1.1] | |
Tovy hevitra | hira masina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |