Teny iditra hirana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana
Hirika na loaka idiran' ny fahazavana
Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A glimmer of light [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté [1.8]
Sampanteny 
Tovy hevitra hirangirana
Anaram-javamaniry 

Teny iditra hiraña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Karazan'akondro kely mavomavo no sady mamy be. [1.78]
Voambolana 

Teny iditra hirana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Anaran-gidro [1.78]
Tovy hevitra hira
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31