Teny iditra voahirana (voa, hirana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry any anaty rano izay mamony ny tatamo (Nymphaea stellata) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a kind of water lily [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay espèce de nénuphar [Hallanger 1974]
Voambolana 
Anarana siantifika Nymphaea stellata
Ohatra voahirana an-drano maria! [Andriamalala: Zazavavindrano]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31