Teny iditra | hirika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Lavaka na loaka kely ahazoana mahita ny any ambadika; fitadiavana hahalala; faniriana mafy hahazo zavatra [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A small hole or opening [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Petit trou [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |