|
|
|
|

Teny iditra1  hitrikitrihina
Fototeny  2  hitrikitrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza olona na zavatra tsatohana na trobahana zava-maranitra: Nohitrikitrihan' i Dadany lefona ny mpangalatra
Lerana totohondry: Nohitrikitrihany ny totohondry aho
Asiana teny mafy: Nohitrikitrihiny teny mafy aho ka gina foana tao
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9  hitrikitrihana

Fivaditsoratra  10  hahitrikitriny, hitrikitrihany, hitrikitrihina, ihitrikitrihan, nihitrikitriha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05