|
|
|
|

Teny iditra1  hitrikitrika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fandentehana zavatra amin-kery; famelezana mafy amin-javatra na amin' ny teny.
Fototeny  4  hitrika
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Tovy hevitra  10  hitrika

Fivaditsoratra  11  ahitrikitrik, hitrikitrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30