Teny iditra | mihitrikitrika (hitrikitrika) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Milentika: Nihitrikitrika teo amin' ny takibany ny totohondriko Mifantsitsitra, mitangitrika: Nihitrikitrika ny rano avy tao amin' ilay fantsona [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Teny iditra | mihitrikitrika | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Manatona [1.78] | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |