|
|
|
|

Teny iditra1  hitsahina
Fototeny  2  hitsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Hosena amin' ny tongotra: Aza hitsahinao re ny lambako
Atao tsinontsinona, zimbaina, fotsifotsina: Dia sahiny nohitsahina ve ny tenin-dray aman-dreny
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be stepped or trampled on
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on foule aux pieds
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny hitsahina io

Fivaditsoratra  13  hahatsiny, hahitsany, hatsiahin, hatsihany, hatsihina, hihantsia, hisintaha, hitsahina, hitsaihan, hitsiahan, hitsihana, ihantsiha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21