|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ho atsy
Sokajin-teny  2  tambinteny, ho avy [Fitanisana]
Ohatra  3  Indro ny zanako, ray bozaka aman' ahitra, fa 'ndeha ho atsy, 'ndeha ho arý [2.69#261]

Teny iditra (2/2)4  hoatsy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.68] [Vezo] Idée de dépassement, de surpassement

Fivaditsoratra  7  ahitso, atsiho, hatosi, hatsoi, hitosa, ho atsy, hoatsy, tosahi, tosahy, tsahoi, tsahoy, tsaohi, tsaohy, tsiaho, tsoahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08