Teny iditra | 1 hodibalaza |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fono na saron' ny balaza, izany hoe ilay sosony voalohany amin' ny hoditra etỳ ivelany mandrakotra ny balaza; manify izy io ary moramihofakofaka, nefa mora maniry koa 4 [1.13] (hodi-balaza) hoditra ivelany manify mora miepaka |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] pellicule, peau, écorce |
Singan-teny | 6 hoditra, balaza |
Tovy hevitra | 7 hodibalazana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |