|
|
|
|

Teny iditra1  hodibalazana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Sihanaka] (hodibalazaña) hoditra manify ivelany
4  [1.13] (hodi-balazana) hoditra ivelany manify mora miepaka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] pellicule, peau, écorce
Tovy hevitra  6  hodibalaza

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10