|
|
|
|

Teny iditra1  hodipotsy
Singan-teny  2  hoditra, fotsy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Pentimpentina fotsifotsy amin' ny tarehy. Aretina mahazo ny hoditra, izay manjary toy ny anakandroana
5  [1.13] aretina mahazo ny hoditra, ny vavony, vokatry ny holatra
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] tache blanche sur la peau, mycose
7  [1.54] tache blanche sur la peau
Voambolana  8  Fahasalamana
Mpanahaka  9  pepo, tapano

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13