|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ho faty
Sokajin-teny  2  ny ho avin' ny mpamaritra maty
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny ho avy amin' ny matoanteny maty: Ho faty daholo ihany isika rehetra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] employé au futur de maty: Ho faty izy (Il mourra)
Ohatra  5  [2.293] Dia niara-nohelohina ho faty izy mianakavy
6  [2.59] Fa misy zavatra efatra izay mampanahy, fa tsy maintsy hisy hihatr' aminy, dia ireo, Ny ho faty amy ny ady, Ny ho faty amin' aretina, Ny ho faty amy ny mosary, Ary ny alahelo, noho ny fisarahana amy ny aty antoerana.
Singan-teny  7  faty

Teny iditra (2/2)8  hofaty
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.196] (littéralement « qui peut donner la mort », de faty : mort ; marque la toxicité). Vitex pervillei Baker (Lamiaceae). Arbuste assez commun dans la région de Majunga. Son nom est une mise en garde contre les empoisonnements qu'il peut provoquer. [Sakalava]
Voambolana  11  Haizavamaniry
Singan-teny  12  faty
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  14  fihota, fitaho, fitoha, fohita, fotahy, hafoti, hitafo, ho faty, hofaty, hotafi, tafiho, tifaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19