| Teny iditra | 1 ofika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsimisaraka] Karazan' ovy mangidy fahita any anaty ala
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 [Betsimisaraka] a twining plant. Dioscorea sp.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 [Betsileo] (Voir aussi hofika). Dioscorea heteropoda Baker (Dioscoreaceae). Tubercule de bonne qualité ; consommé après simple cuisson, sans préparation spéciale (H. Perrier ). Encore appelé oviala .
[1.196] |
| Voambolana | 6 Haizavamaniry: ahitra |
| Tsipelina hafa | 7 hofika |
| Kamban-teny rehetra | 8 ofimamy |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 fakoy, 12 fikoa, 13 fioka, 14 kofia, ofika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20 |
|