|
|
|
|

Teny iditra1  hofokofoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hetsiketsika, pelipelika.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] restlessness, fidgety or sudden motion
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] agitation; secousses répétées
Voambolana  6  Hetsika
Fototeny  7  hofoka
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Tovy hevitra  13  hofoka

Fivaditsoratra  14  ahofokofok, hofokofoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30