Teny iditra (1/2) | 1 hoika |
Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny tenenina raha sempotra na sasatra nony mijanona na mijoro kely avy niaka-piakarana: Hoika! mideza koa izany raha fiakarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] mot que prononcent les gens fatigués en prenant haleine |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 6 hoiky |
Teny iditra (2/2) | 7 hoika |
Sokajin-teny | 8 tenim-piontanana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.10] kina-teny kely tsy misy heviny, mitovy amin' ny hoe iky, ary ampiarahina mandrakariva amin' ny hoe mandehana hoika |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3] mot explétif, comme iky |
Tsipelina hafa | 11 hoiky |
Fivaditsoratra | 12 ahiko, akiho, haiko, haoky, hiako, hikoa, hoaky, hoika, kaiho, kaohi, kaohy, kiaho |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |