|
|
|
|

Teny iditra 1  holafiny
Sokajin-teny  2  anarana holafitra sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antemoro] sampaho, salohy (akondro) [1.78]
4 Fitambaran' ny akondro iray sampaho izany hoe miangona amin' ny tendron' ny taho anankiray
5 Ny olombelona toy ny embok' akondro ka raha manondro lanitra, iray ihany fa raha mitsontsorika, samy manana ny holafiny: enti-milaza ny firaisam-piavian' ny olombelona na dia misampana ho karazany maro aza [1.1#440]
Mpanahaka  6  antoko, 7  fizarana, 8  toko
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how holafiny

Fivaditsoratra  10 filohany, holafiny

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04