Teny iditra | holoka | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Loaka ny ao anatiny, hoboka Mpandaingalainga na fetsifetsy. [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Creux, cave à l'intérirue Figuré: madré, roué [1.3] | ||||||
Ohatra | Ary amin' izany dia hitantsika indraindray ny hazo lehibe mbola velona, nefa holoka ny ao anatiny.
[1.357] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Fivaditsoratra | haloko, holoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |