|
|
|
|

Teny iditra1  homan-takaitra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mihinana zavatr' olona izay mbola tsy maintsy honerana any aoriana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] manger du bien dû à un autre, et qu'il faudra rendre un jour
Singan-teny  5  homana, takaitra
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny homan-takaitra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07