Teny iditra | takaitra | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Kilema ara-batana hatrany an-kibondreny na azo tamin' ny voina na aretina nahavoa, ka tsy mety hafenina intsony: Tany an' ady no nahazoan-dRabe an' io takaitra io ¶ Fahasimbana, tsiny, kilema: Misy takaitra kely lahy ity lovia porosolaina ity. [Rajemisa 1985] | ||||
kilema [SLP 1986] | |||||
Fandikana anglisy | a defect, a physical handicap [Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | défaut, tare [Hallanger 1974] | ||||
un défaut, une avarie, un mal, une dette [Abinal 1888] | |||||
infirmité [SLP 1986] | |||||
Tsipelina hafa | taketra | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny takaitra io | ||||
Teny iditra | takaitra | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fandikana frantsay | probablement mis pour takahitra : « plante ». D'après le dictionnaire de Richardson. Vient de ahitra, nom générique des plantes herbaceae. Ne nous paraît pas désigner une espèce précise. [Boiteau 1997] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |