Teny iditra | 1 hono |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny atao eny afovoan' ny teny lazaina na mamarana azy ka enti-milaza fa mpamerina fotsiny izay voalaza ny tena ary tsy tompon' antoka amin' ny fahamarinany: Manavy, hono, Rakoto, ka tsy tonga niasa |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] they say |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8] on dit 6 [1.3] dit-on |
Ohatra |
7 Iza avy, hono, no mba ory? [2.285] 8 dia gaga, hono, izy roa vavy. [2.293] 9 Avy any Arabia, hono, ny fiaviany. [2.117] 10 Izany Iarivo izany, hono, ka malama maina. [2.499] |
Sampanteny |
|
Lohateny |
Fivaditsoratra | 15 hono, noho, no ho |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |