Teny iditra | 1 horirana |
Fototeny | 2 rirana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fandriana ka ny ila no atao ambany mandry; fijoroana tsy manatrika na miamboho fa ny ila an-kavia na havanana no tazana |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 10 ahoriran, hararoin, harorany, horarany, horarina, horirana, irorahan, nahorira, niroraha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |