|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihorirana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mandry ka ny rirana na ny ila no atao ambany mandry: Telo no fomba fandry: ny mitsilany, ny mihorirana ary ny mihohoka
Miala amin' ny loza na toe-java-tsarotra: Tsy atahorana ireny fa olona mahay mihorirana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be placed on edge
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] être placé sur son bord ou son côté
Ohatra  6  [2.472] Niteny izany izy, sady nihodina teo an-toerana, mba samy hahita azy manatrika, mihorirana, miamboho, ny olona rehetra.
Fototeny  7  horirana
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mihorirana io

Teny iditra (2/2)15  mihoriràna
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihorirana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3]
Fototeny  18  horirana

Fivaditsoratra  19  ihoriranam, mihoriràna, mihorirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25