Teny iditra |
horohoro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Hovotrovotra: Nampianjera ny fanaka tao an-trano ilay horohoron-tany halina ¶ Tebiteby, tahotra mamely mafy, fahatairana izaitsizy: Tsy hita holazaina ny horohoron' ny vahoaka nandre fa nanatona ny fahavalo [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | a trembling, a shudder [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | tremblement, frémissement [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
horohoro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Karazan' ahitra [Rajemisa 1985]
|
| [Sihanaka]
karazan-jozoro madinika [Rakotosaona 1975]
|
Voambolana |
|