Teny iditra | 1 horompotsy |
Singan-teny | 2 horona, fotsy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ahitra karazana horona, maniry mitambabe eny amoron-drano na ankeniheny, lava ravina, mafy taho, atao fanafoana trano, ary noho izy malefaka kokoa noho ny horona dia anaovana sesi-kidoro koa |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] (de horona et fotsy : blanc). Nom de diverses des Poaceae poussant en touffes, mais différentes des horona. Ce sont surtout : Pennisetum pseudotriticoides A. Camus. (Poaceae) Identité déjà signalée par Bosser. [Merina] Sporobolus africanus (Poir.) Robyns & Tournay et Sporobolus pyramidalis P.Beauv.( Poaceae) [Bara] Nom donné aussi, depuis peu, à l'herbe aux éléphants africaine, introduite et cultivée, Pennisetum typhoideum Rich. Nom illégitime (Poaceae) synonyme de Pennisetum spicatum (L.) Körn.(Poaceae). Voir aussi foiambazaha . [Merina] 6 [Betsileo] |
Ohatra |
7 Ngetan' ny main-tany ny ahi-maitso an-tanety ka horompotsy marefo. [2.470#117] 8 Lazao ny Komandy hanatona ahy hatoroko hevitra, hoy ilay zatovo sady nandady tao anaty horompotsy izy. [2.895#] |
Voambolana |
9 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/11 |