|
|
|
|

Teny iditra1  hoseo
Fototeny  2  hosy
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hosena [Fitanisana]
Ohatra  4  [2.472#164] hoseo ny tanimbarinao ary ataovy ny fafinao, hoy izy mantsy azy
5  [1.3#270] hoseo tsara ny feta hanaovana ampiantany (Piétinez bien la boue pour faire la muraille)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10