Teny iditra (1/3) | 1 hosina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fifotetahana amin' ny fotaka, na vovoka, na loko, na loto; fandraisana adidy amin' ny raharaha iray ara-pianakaviana ka manao tsy miroa fo mihitsy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#270] barbouillage; action de se rouler dans la poussière, de se vautrer dans la boue |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 9 tavona |
Teny iditra (2/3) | 10 hosina |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Haba varahina na volafotsy; fonjan-javatra boribory na boribory lavalava |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3#270] bracelet en cuivre ou en argent grosseur, volume round ou cylindrique caillot |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 15 hosiña |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.196] (de hosina (merina) : pelote). Tresse ou pelote de rafia préparée pour la vente. On dit, par contre en Imerina : koborin-drofia [Betsileo]
|
Fivaditsoratra | 18 ahosin, hanosy, hasino, hasoin, hasony, hosain, hosañy, hosina, hosiña, nahosi, nahosy, nosahi, sahony |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/02 |