Teny iditra | 1 hoso-dratsy |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Ohatra |
3 [1.3] Mafy loatra izay hoso-dratsy nataony ahy izay (Il m'a abominablement calomnié) 4 [1.38] Hita amin' izany boky izany ny hoso-dratsy nataon' ny Grika tamin' ny fivavahana jiosy |
Singan-teny | 5 hosotra, ratsy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |