| Teny iditra | 1 hoso-dratsy |
| Singan-teny | 2 hosotra, 3 ratsy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Ohatra |
5 Mafy loatra izay hoso-dratsy nataony ahy izay (Il m'a abominablement calomnié)
[1.3]
6 Hita amin' izany boky izany ny hoso-dratsy nataon' ny Grika tamin' ny fivavahana jiosy [1.38#541] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|